Devises :: Ar $
en fr mg zh
 

Entako  

Tsy ahitana entana

0 Ar Fandefasana
0 Ar Totaly

Entako Atao komandy

Fomba andoavam-bola

Mba afahana mandoa ireo saran'entana ilainao eto amin'ny tranonkala na koa ny pejy facebook, dia efa misy ankehitriny ny fandoavambola amin'ny alalan'ny finday. Manamora indrindra izany ho an'ireo mpividy ivelan'ny faritra Antananarivo.

Ireto avy ny kaonty sy nomerao ampiasainay MVola, Orange Money afahana manamora ny fandraisana ny vidin'entana izay nosafidinao.

Alohan'ny andefasanao vola anefa, dia iangaviana ianao hanamarina ny lisitry ny entana nosafidianao sy hampilaza aminay amin'ny alalan'ny mailaka na finday. Aorian'ny toromarika omenay vao afaka manomboka ny fandefasana vola ianao.

Mvola

034 09 429 95

Orange Money

032  67 965 82

Paypal :

contact@iarivo.com